-
Jaona 19:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia hoy i Pilato: “Tsy hamaly ve izany ianao? Tsy fantatrao angaha fa manana fahefana hanafaka anao aho, sady manana fahefana hamono anao?”* 11 Ary namaly i Jesosy hoe: “Tsy ho nanana fahefana tamiko mihitsy ianao, raha tsy nomena anao avy tany ambony izany. Ilay olona nanolotra ahy taminao àry no meloka kokoa.”
-