1 Tesalonianina 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa raha mino isika hoe maty i Jesosy ary efa nitsangana,+ dia mino koa isika hoe hovelomin’Andriamanitra izay mpanara-dia an’i Jesosy efa nodimandry, mba ho tafaraka aminy.+
14 Fa raha mino isika hoe maty i Jesosy ary efa nitsangana,+ dia mino koa isika hoe hovelomin’Andriamanitra izay mpanara-dia an’i Jesosy efa nodimandry, mba ho tafaraka aminy.+