-
Isaia 49:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Mitrakà dia jereo daholo ny manodidina anao.
Jereo fa mitangorona izy rehetra,+
Dia manatona anao.
“Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah,
“Dia hanaovanao hoatran’ny haingo izy rehetra,
Ka hafatotrao amin’ny vatanao hoatran’ny ataon’ny vehivavy ampakarina.
-