-
Matio 15:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tsy izay miditra ao am-bavan’ny olona no mandoto azy, fa izay mivoaka avy amin’ny vavany.”+
-
-
Asan’ny Apostoly 10:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia niteny fanindroany taminy ilay feo hoe: “Aza ataonao intsony hoe maloto izay efa nodiovin’Andriamanitra.”
-