-
Asan’ny Apostoly 21:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia nankany amin’i Jakoba+ niaraka taminay i Paoly ny ampitso, ary tao daholo ny anti-panahy rehetra. 19 Niarahaba azy ireo i Paoly, ary nitantara tamin’ny an-tsipiriany ny zavatra nataon’Andriamanitra teo amin’ny hafa firenena, tamin’izy nitory tamin’izy ireny.
-