-
1 Korintianina 16:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Mahakasika an’ilay fanangonam-bola ho an’ny olona masina,+ dia azonareo arahina ny toromarika nomeko ho an’ireo fiangonana any Galatia.
-
-
2 Korintianina 9:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Fantatro mantsy fa vonona hanampy ianareo, ary izany no ireharehako amin’ny Makedonianina, dia ny hoe efa hatramin’ny herintaona i Akaia no vonona. Ary nandrisika ny ankamaroan’izy ireo ny hafanam-ponareo.
-
-
2 Korintianina 9:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tsy natao hanomezana an’izay ilain’ireo olona masina fotsiny mantsy izao fanompoana ho an’ny besinimaro izao,+ fa natao koa mba ho be dia be ny olona hisaotra an’Andriamanitra.
-