Matio 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Mitandrema amin’ny mpaminany sandoka+ tonga eo aminareo, fa mitafy hodi-janak’ondry+ izy ireny nefa ny ao anatiny ao amboadia manaikitra.+ Titosy 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Halaviro ny olona+ manangana antokom-pinoana,*+ rehefa avy nanarinao* indray mandeha ary mbola nanarinao fanindroany,+ 2 Jaona 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
15 “Mitandrema amin’ny mpaminany sandoka+ tonga eo aminareo, fa mitafy hodi-janak’ondry+ izy ireny nefa ny ao anatiny ao amboadia manaikitra.+
10 Halaviro ny olona+ manangana antokom-pinoana,*+ rehefa avy nanarinao* indray mandeha ary mbola nanarinao fanindroany,+