-
Isaia 52:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Inona àry no tokony hataoko?” hoy i Jehovah.
“Fa nalaina maimaim-poana ny vahoakako.
-
-
Ezekiela 36:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Rehefa tonga tany amin’ireny firenena ireny anefa izy ireo, dia nozimbazimbain’ny olona ny anarako masina+ rehefa nilaza izy ireo hoe: ‘Vahoakan’i Jehovah ireo, nefa tsy maintsy niala tany amin’ny taniny!’
-