16 ary fantatsika fa izay olona mino an’i Jesosy Kristy+ ihany no ambara hoe marina,+ fa tsy izay mankatò lalàna. Dia nino an’i Kristy Jesosy isika, mba hambara hoe marina satria mino an’i Kristy fa tsy hoe mankatò lalàna. Fa tsy hisy olona hambara hoe marina satria fotsiny hoe mankatò lalàna.+