FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 3:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia noroahin’i Jehovah Andriamanitra hiala tao amin’ny zaridainan’i Edena+ ny olona, mba hamboly eo amin’ny tany nakana azy.+ 24 Noroahiny àry ny olona, dia nasiany kerobima*+ sy lelan-tsabatra mirehitra sady mihodinkodina tsy an-kijanona, teo amin’ny ilany atsinanan’ny zaridainan’i Edena, mba hiambina ny lalana mankany amin’ny hazon’aina.

  • Deoteronomia 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Titosy 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Halaviro ny olona+ manangana antokom-pinoana,*+ rehefa avy nanarinao* indray mandeha ary mbola nanarinao fanindroany,+

  • 2 Jaona 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara