-
Eksodosy 21:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Raha maka vady hafa koa izy, dia tsy tokony hahenany ny sakafon’ilay vadiny voalohany sy ny akanjony ary ny adidy amim-bady+ tokony hataony aminy.
-
-
1 Korintianina 7:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Aza misy mandà tsy hanao ny adidiny amin’ny vadiny, raha tsy hoe efa nifanaraka angaha ianareo hoe tsy hanao an’izany mandritra ny fotoana kelikely, mba hanokananareo fotoana hivavahana. Dia hiaraka indray ianareo avy eo, sao tsy hahafehy tena ka haka fanahy anareo foana i Satana.
-