FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 19:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa misy tsy manambady* satria manan-takaitra hatramin’izy vao teraka, ary misy tsy manambady satria novosirin’olona. Misy kosa minia tsy manambady noho ny Fanjakan’ny lanitra. Tsara raha tsy manambady izay mahavita tsy manambady.”+

  • 1 Korintianina 7:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Na hanambady aza anefa ianao, dia tsy manota. Ary raha misy virjiny manambady, dia tsy manota izy. Hanam-pahoriana amin’ny nofony anefa ireo manambady, ka tsy tiako hanjo anareo izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara