-
1 Korintianina 7:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Tena tiako raha tsy manahy mihitsy ianareo. Ny lehilahy tsy manambady dia manahy ny amin’izay an’ny Tompo, hoe ahoana no hahazoany sitraka amin’ny Tompo.
-