-
Romanina 14:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Fa ny Fanjakan’Andriamanitra dia tsy midika hoe fihinanana na fisotroana,+ fa midika kosa hoe fahamarinana sy fihavanana ary fifaliana amin’ny alalan’ny fanahy masina.
-