-
1 Korintianina 10:28, 29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Fa raha misy kosa miteny aminareo hoe: “Zavatra avy natao sorona ity”, dia aza mihinana noho ilay olona nilaza taminareo an’izany sy noho ny feon’ny fieritreretana.+ 29 Tsy ny feon’ny fieritreretanao anefa no tiako holazaina, fa ny an’ilay olona. Fa nahoana ny fahafahako no tokony hotsarain’ny feon’ny fieritreretan’olon-kafa?+
-