-
Deoteronomia 20:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Iza koa no namboly voaloboka nefa mbola tsy nioty ny vokatra amin’ilay izy? Aleo izy mody any an-tranony, sao maty any an’ady ka lehilahy hafa no hioty amin’ilay izy.
-