-
1 Korintianina 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ny olona araka ny nofo anefa dia tsy manaiky* an’izay zavatra avy amin’ny fanahin’Andriamanitra, satria hadalana izany aminy. Ary tsy afaka ny hahafantatra an’izany izy, satria ilaina ny fanahin’Andriamanitra rehefa mandinika an’izany.
-
-
1 Korintianina 3:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Aoka tsy hisy hamita-tena: Raha misy aminareo mihevi-tena ho hendry eto amin’izao tontolo izao,* dia aoka izy ho adala, mba ho lasa hendry.
-