-
Asan’ny Apostoly 16:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Te hitondra an’i Timoty hiaraka taminy i Paoly, ka nalainy izy ary noforany noho ireo Jiosy tany amin’ireo toerana ireo.+ Fantatr’izy rehetra mantsy fa Grika ny rainy.
-