Asan’ny Apostoly 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hitanareo sy henonareo anefa izao fa tsy teto Efesosy+ ihany, fa saika eran’ny faritanin’i Azia mihitsy ilay Paoly iny no nandresy lahatra vahoaka maro sy nampiova hevitra azy ireo. Tsy tena andriamanitra, hono, ny andriamanitra nataon-tanana.+ 1 Tesalonianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
26 Hitanareo sy henonareo anefa izao fa tsy teto Efesosy+ ihany, fa saika eran’ny faritanin’i Azia mihitsy ilay Paoly iny no nandresy lahatra vahoaka maro sy nampiova hevitra azy ireo. Tsy tena andriamanitra, hono, ny andriamanitra nataon-tanana.+