-
Galatianina 2:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Niakatra tany aho satria nisy zavatra naharihary tamiko. Dia novelabelariko tamin’izy ireo ny vaovao tsara toriko amin’ny hafa firenena. Teo anatrehan’ireo rahalahy nohajaina be ihany anefa no nanaovako an’izany, mba ho azo antoka hoe tsy very maina ilay hazakazaka nataoko tamin’izany, na ilay efa nataoko taloha.
-
-
Filipianina 2:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 sady mifikitra mafy amin’ny tenin’ny fiainana.+ Manana antony hifaliana àry aho amin’ny andron’i Kristy, satria fantatro fa tsy very maina fotsiny ny hazakazaka na ny asa mafy nataoko.
-