Lioka 22:31, 32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Simona, Simona, nangataka i Satana mba hosivaniny toy ny vary daholo ianareo.+ 32 Efa nitalaho ho anao anefa aho mba tsy ho levona ny finoanao.+ Ary raha vao tafarina ianao, dia ampaherezo ny rahalahinao.”+ 2 Petera 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
31 “Simona, Simona, nangataka i Satana mba hosivaniny toy ny vary daholo ianareo.+ 32 Efa nitalaho ho anao anefa aho mba tsy ho levona ny finoanao.+ Ary raha vao tafarina ianao, dia ampaherezo ny rahalahinao.”+