-
Kolosianina 3:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Na inona na inona teneninareo na ataonareo, dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo daholo izany, ka misaora an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.+
-