6 amintsika kosa dia tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana ihany,+ dia ny Ray,+ izay niavian’ny zava-drehetra, ary ho azy isika.+ Ary tokana ihany ny Tompo, dia i Jesosy Kristy. Izy no nampiasaina mba hampisy ny zava-drehetra+ sy hampisy antsika koa.