-
Salamo 115:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Manam-bava ireny sampy ireny, fa tsy miteny;+
Mana-maso, fa tsy mahita;
-
Habakoka 2:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Inona no soa entin’ny sary sokitra,
Nefa ilay namorona azy ihany no nanao sokitra azy?
-
-
Galatianina 4:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tamin’ianareo tsy nahalala an’Andriamanitra anefa, dia nandevozin’izay tsy tena andriamanitra ianareo.
-
-
1 Tesalonianina 1:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Mbola tantarain’izy ireo foana mantsy ilay isika nihaona voalohany. Tantarainy koa ilay ianareo nitodika tamin’Andriamanitra ka niala tamin’ny sampy,+ mba hanompo an’ilay Andriamanitra velona sy tena izy,
-
-
-