-
1 Petera 4:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Raha misy miteny, dia aoka izy ho toy ny milaza hafatra avy amin’Andriamanitra. Raha misy manompo, dia aoka izy hanompo sady hiantehitra amin’ny hery omen’Andriamanitra.+ Amin’izay dia homem-boninahitra amin’ny zava-drehetra Andriamanitra,+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy. Azy mandrakizay mandrakizay ny voninahitra sy ny hery! Amena.
-