Matio 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Io ny mpanompoko,+ ilay nofidiko, ilay malalako sady ankasitrahako!+ Homeko ny fanahiko izy,+ dia hohazavainy tsara amin’ireo firenena ny atao hoe rariny. Matio 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izy* tokoa no hantenain’ireo firenena.”+ Asan’ny Apostoly 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ hahazoantsika famonjena amin’izay anarana nomena ny olona etỳ ambanin’ny lanitra.”+
18 “Io ny mpanompoko,+ ilay nofidiko, ilay malalako sady ankasitrahako!+ Homeko ny fanahiko izy,+ dia hohazavainy tsara amin’ireo firenena ny atao hoe rariny.
12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ hahazoantsika famonjena amin’izay anarana nomena ny olona etỳ ambanin’ny lanitra.”+