-
1 Tesalonianina 1:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Tadidinay foana eo anatrehan’ilay Andriamanitra Raintsika mantsy izay ataonareo noho ny finoanareo, sy ny asa mafy ataonareo amim-pitiavana, ary ny fiaretanareo noho ianareo manantena+ an’i Jesosy Kristy Tompontsika.
-