1 Korintianina 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tiako hiteny amin’ny fiteny samihafa+ ianareo rehetra, nefa aleoko ihany ianareo maminany.+ Fa tsara kokoa ny maminany noho ny miteny amin’ny fiteny samihafa, raha tsy hoe adikany angaha izay lazainy, mba hahazoan’ny fiangonana fampaherezana.
5 Tiako hiteny amin’ny fiteny samihafa+ ianareo rehetra, nefa aleoko ihany ianareo maminany.+ Fa tsara kokoa ny maminany noho ny miteny amin’ny fiteny samihafa, raha tsy hoe adikany angaha izay lazainy, mba hahazoan’ny fiangonana fampaherezana.