1 Timoty 2:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka ny vehivavy hangina* sy hanaiky tsara+ rehefa ampianarina.* 12 Tsy avelako hampianatra na hanana fahefana amin’ny lehilahy ny vehivavy, fa tokony hangina*+ kosa.
11 Aoka ny vehivavy hangina* sy hanaiky tsara+ rehefa ampianarina.* 12 Tsy avelako hampianatra na hanana fahefana amin’ny lehilahy ny vehivavy, fa tokony hangina*+ kosa.