1 Jaona 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry malala, zanak’Andriamanitra izao isika,+ nefa mbola tsy aseho hoe hanao ahoana isika.+ Ny fantatsika dia hoe ho lasa hoatr’azy isika rehefa aseho izy, satria ho hitantsika hoe hoatran’ny ahoana marina izy.
2 Ry malala, zanak’Andriamanitra izao isika,+ nefa mbola tsy aseho hoe hanao ahoana isika.+ Ny fantatsika dia hoe ho lasa hoatr’azy isika rehefa aseho izy, satria ho hitantsika hoe hoatran’ny ahoana marina izy.