-
Matio 28:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nanjelanjelatra hoatran’ny tselatra ilay anjely, ary fotsy mangatsakatsaka ny akanjony.+
-
-
Lioka 24:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Raha mbola very hevitra teo izy ireo, dia ireo fa nisy lehilahy anankiroa nanao akanjo mamirapiratra, nijoro teo akaikiny.
-