-
Efesianina 6:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Farany, ataovy foana izay hahazoana hery+ avy amin’ny Tompo satria tena mahery izy.
-
-
Kolosianina 1:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Enga anie Andriamanitra hampiasa ny heriny be voninahitra,+ ka hanatanjaka anareo sy hanome anareo an’izay hery rehetra ilainareo! Amin’izay ho vitanareo ny hiaritra ny zava-drehetra, sady hanam-paharetana sy ho falifaly.
-