FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Hilamin-tsaina ny olona tsy mivadika,+

      Fa ny mpamitaka ho tratra eny ihany.+

  • 2 Korintianina 10:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy izay midera tena mantsy no ankasitrahana,+ fa izay derain’i Jehovah.*+

  • 1 Timoty 5:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fantatry ny rehetra ny fahotan’ny olona sasany, ka avy hatrany dia tsaraina izy. Ny an’ny sasany kosa any aoriana vao miharihary.+ 25 Fantatry ny rehetra koa ny asa tsara,+ ary na izay tsy misy mahafantatra aza dia tsy ho azo afenina foana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara