-
2 Korintianina 12:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Fa matahotra aho sao rehefa tonga any aho dia tsy ho araka izay iriko ny zavatra ataonareo, ary tsy ho araka izay irinareo ny zavatra ataoko. Matahotra aho sao misy ady eo aminareo, na fialonana, fahatezerana tsy voafehy, fifamaliana, fanaratsiana, fifosana,* fireharehana, na korontana.
-