-
2 Korintianina 7:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 dia faly aho izao, satria tsy hoe nahatonga anareo halahelo fotsiny ilay izy, fa izany alahelo izany koa no nahatonga anareo hibebaka. Fa lasa nalahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra ianareo, ka tsy nisy vokany ratsy taminareo ny zavatra nolazainay.
-