1 Tesalonianina 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy vitan’ny hoe nampiely ny tenin’i Jehovah* tany Makedonia sy Akaia ianareo, fa nalaza hatraiza hatraiza koa ny finoanareo an’Andriamanitra,+ ka tsy mila miteny na inona na inona intsony izahay.
8 Tsy vitan’ny hoe nampiely ny tenin’i Jehovah* tany Makedonia sy Akaia ianareo, fa nalaza hatraiza hatraiza koa ny finoanareo an’Andriamanitra,+ ka tsy mila miteny na inona na inona intsony izahay.