-
Asan’ny Apostoly 20:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Rehefa tonga teo aminy izy ireo, dia hoy izy: “Fantatrareo tsara hoe hoatran’ny ahoana no nataoko tamin’izaho niaraka taminareo, nanomboka tamin’ilay andro voalohany nanitsahako ny faritanin’i Azia.+ 19 Nanompo ny Tompo aho ka nanetry tena tanteraka rehefa nanao an’izany,+ sady latsa-dranomaso sy niharam-pitsapana be dia be noho ny teti-dratsy nataon’ny Jiosy.
-