Romanina 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa natolotra ho faty noho ny helotsika izy,+ ary natsangana tamin’ny maty mba hanambarana antsika hoe olo-marina.+ Romanina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Heloka iray àry no nahatonga ny karazan’olona rehetra homelohina.+ Hoatr’izany koa fa ny fanamarinana nataon’ny olona iray no nahatonga ny karazan’olona rehetra+ hambara hoe olo-marina ka hahazo fiainana.+
25 Fa natolotra ho faty noho ny helotsika izy,+ ary natsangana tamin’ny maty mba hanambarana antsika hoe olo-marina.+
18 Heloka iray àry no nahatonga ny karazan’olona rehetra homelohina.+ Hoatr’izany koa fa ny fanamarinana nataon’ny olona iray no nahatonga ny karazan’olona rehetra+ hambara hoe olo-marina ka hahazo fiainana.+