2 Korintianina 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ambasadaoro+ solon’i Kristy+ àry izahay, ka toy ny hoe miangavy amin’ny alalanay Andriamanitra. Solon’i Kristy izahay ka miangavy hoe: “Mba mihavàna amin’Andriamanitra re ianareo e!”
20 Ambasadaoro+ solon’i Kristy+ àry izahay, ka toy ny hoe miangavy amin’ny alalanay Andriamanitra. Solon’i Kristy izahay ka miangavy hoe: “Mba mihavàna amin’Andriamanitra re ianareo e!”