-
2 Korintianina 4:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Koa tsy kivy izahay satria manana an’izany fanompoana izany, noho izahay nanehoana famindram-po. 2 Fa nolavinay ny zavatra mahamenatra sy afenimpenina, ka tsy mamitaka izahay na manatsatso* ny tenin’Andriamanitra.+ Mampiseho miharihary ny fahamarinana kosa izahay, ka ohatra tsara ho an’ny olona* rehetra, eo imason’Andriamanitra.+
-