-
2 Korintianina 4:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Miaritra ny mafy foana izahay ka atahorana hatramin’ny ainay, hoatran’ny nanjo an’i Jesosy.+ Amin’izay dia ho hita hoe hoatran’izay niainan’i Jesosy koa ny zavatra iainanay.* 11 Fa velona izahay nefa tandindomin-doza foana ny ainay+ noho izahay manara-dia an’i Jesosy. Amin’izay dia ho hita hoe hoatran’izay niainan’i Jesosy koa ny zavatra iainanay.*
-