Filipianina 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ‘Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao. Na izany aza, dia manankarena ianao.+ Fantatro koa fa manevateva anao ny olona mihambo ho Jiosy nefa tsy izy akory, fa anisan’ny synagogan’i Satana.+
9 ‘Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao. Na izany aza, dia manankarena ianao.+ Fantatro koa fa manevateva anao ny olona mihambo ho Jiosy nefa tsy izy akory, fa anisan’ny synagogan’i Satana.+