16 Ary inona no ifandraisan’ny tempolin’Andriamanitra sy ny sampy?+ Tempolin’ilay Andriamanitra velona+ mantsy isika, araka ny voalazan’Andriamanitra hoe: “Honina eo amin’izy ireo aho+ sady ho eo aminy, dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho vahoakako.”+