Deoteronomia 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia ankalazao ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny Fetin’ireo Herinandro,+ ka ento eny an-tananao ny fanatitra an-tsitrapo, arakaraka ny fitahiana omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Deoteronomia 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 3:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Dia ankalazao ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny Fetin’ireo Herinandro,+ ka ento eny an-tananao ny fanatitra an-tsitrapo, arakaraka ny fitahiana omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+