-
1 Korintianina 16:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Fa ho any aminareo aho rehefa avy mandalo an’i Makedonia, satria efa handalo an’i Makedonia+ aho izao. 6 Ary angamba hijanona kelikely any aminareo aho na hijanona any mandritra ny ririnina mihitsy aza, mba hanateranareo ahy lavidavitra any amin’izay halehako.
-