Romanina 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary lazaiko aminareo fa lasa mpanompon’izay voafora+ i Kristy mba hampisehoana hoe milaza ny marina Andriamanitra, ary mba hanaporofoana hoe azo atokisana ilay fampanantenana nataony tamin’ny razamben’izy ireo.+
8 Ary lazaiko aminareo fa lasa mpanompon’izay voafora+ i Kristy mba hampisehoana hoe milaza ny marina Andriamanitra, ary mba hanaporofoana hoe azo atokisana ilay fampanantenana nataony tamin’ny razamben’izy ireo.+