-
Galatianina 1:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tsy hoe misy vaovao tsara hafa anefa, fa misy olona manakorontana anareo+ sady te hamadika an’ilay vaovao tsara momba an’i Kristy. 8 Na izahay anefa na anjely avy any an-danitra no mitory vaovao tsara aminareo ankoatra an’ilay vaovao tsara efa notorinay taminareo, dia enga anie ho voaozona!
-