-
Asan’ny Apostoly 18:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nipetraka tao amin’izy mivady izy ary niara-niasa tamin’izy ireo,+ satria nitovy ny asany. Mpanao tranolay mantsy no asa fiveloman’izy ireo.
-
-
1 Korintianina 9:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Inona àry no valisoa azoko? Rehefa mitory ny vaovao tsara aho, dia afaka manome an’izany maimaim-poana. Tsy hanararaotra ny fahefako* aho amin’izay rehefa mitory ny vaovao tsara.
-