-
Filipianina 4:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tena faly be aho noho ny amin’ny Tompo, satria ela ny ela ka lasa mieritreritra an’izay mahasoa ahy indray ianareo izao.+ Efa tena nieritreritra ny hanampy ahy ihany ianareo, saingy tsy nahita hirika.
-