-
1 Jaona 2:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nohosoran’Ilay Masina ny fanahiny ianareo,+ ary manana fahalalana daholo ianareo rehetra.
-
-
1 Jaona 2:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Fa ianareo kosa efa nohosorany ny fanahiny+ ary ao aminareo foana izany, ka tsy mila ampianarin’olona ianareo. Ary izany fanahiny izany no nampiasain’Andriamanitra hampianatra anareo ny zava-drehetra,+ ary marina sy tsy misy lainga izany. Araka ny nampianarin’io fanahy io anareo àry, dia miezaha ho tafaray aminy foana.+
-